MINUTE FLASH : 07 AVRIL 2020

– Coronavirus : niampy enina ireo voamarina fa mitondra ny tsimok’arerina, marary dimy sitrana
– Fanadinam-panjakana : halavaina ny fotoana fisoratana anarana
– Fodiana any amin’ny faritra : misy ny fandaminana vaovao