MINUTE FLASH : 14 AVRIL 2020

– CORONAVIRUS : Olona roa sitrana, niampy roa kosa ireo marary
– SOLIKA : Nihena hatrany amin’ny 50% ny filàna anatiny
– ANTSO 910 : Mpitsabo 38 no nomena fiofanana ho mpandrindra