MINUTE FLASH 24 FEBROARY 2020

– FILAZANA LOZA MANAM-BANA HOAN’NY FARITR’ANTANANARIVO
APIPA: loko mavo ho an’ ireo izay lalovan’ny reniranon’ny Sisaony.

– METEO :
Tsy misy ny rotsak’orana betsaka hoan’ny ity herinandro ity raha ny eto Antananarivo

– FIDINAN’NY LAVINILA :
Nahitana fidinany ny vidin’ny lavanila tany Maroantsetra tamin’ity taom-piotazana 2020 ity