MINUTE FLASH 27 MARTSA 2020

– CORONAVIRUS : Niampy iray ny isan’ny olona mitondra ny tsimok’aretina
– CORONAVIRUS : Entanina ny mponina hihaino vaovao ofisialy
– FIHIBOHANA : Ho sakanana avokoa na ireo mpandeha an-tongotra na ireo mpandeha fiara