MOTO : IREO TSARA HO FANTATRA RAHA HANANGANA MOTO « TOUT TERRAIN »

Anisan’ny fahafinaretan’ny mpakafy kodiaran-droa ny fananana milina matanjaka. Efa vohizina koa ankehitriny ny hoe « moto tout-terrain ». Ireto ary misy fepetra sy dingana arahina raha hampitombo ny tanjaky ny milina ianao.