MOTO – NY MPAMPIASA LÀLANA REHETRA NO MILA MAHAFEHY NY LALÀNAN’NY FIFAMOIVOIZANA

MOTO – Tsy ny mpamily fiara ihany fa ireo rehetra izay mpampiasa ny làlana no mila mahafehy ny lalàn’ny fifamoivoizana ka ao anatin’izany ny mpitondra kodiaran-droa. Fanadihadiana.