MPANKAFY FIARA KELY, MAHAVITA MANDANY ANDRO SY MAHAFOY VOLA AMIN’IZY IRENY.

Fitiavana toy ny an’ny rehetra ihany ny an’ireto olona mpankafy fiara kely ireto. Raha ny eto Madagasikara, ireo marika Frantsay tamin’ny taona 70 sy 80, ny fiara « Allemande » izay anisan’ireo marika sarotra tadiavina indrindra ho an’ireo olona mpankafy fiara kely.