MPIVAROTRA ENY MAHAMASINA : MIVAROTRA NOHO NY TSY FISIANA

Amin’ity andro alakamisy ity (26 martsa 2020), izay andron’ny tsena isan-kerinandro ho an’i Mahamasina dia misy ireo mpivarotra nanohy ny asa fivelomany. Na dia miditra ao anatin’ny andro fahefatra amin’ny fihibohana aza Antananarivo dia mikiry mivarotra izy ireo nohon’ny tsy fisiana.