?CORONAVIRUS : Antananarivo, 15h40 NY ANARAN’IREO OLONA VOAANTSO HANANTONA NY ZANDARY

Nanao antso avo ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina, Lalatiana Andriantongarivo, ny mba hanantonan’ireto olona voatonona anarana manaraka ireto ny zandary akaiky azy, na hiantso malaky ny 914 :

– Istasse Oceane Eliane Marie Annie (Analamahitsy Carrière)
– Goulham Houssen Ahim (Résidence Ambatobe)
– Halier Jean François (Toliara)
– Cardon Luce (67ha)
– Hanitra Raïssa Funny (Ankaditoho Marohoho)
– Tila Fabrice (Ankaditoho Marohoho)
– Ratsimbazafy Victoria (Maibahoaka Ivato)
– Rasoarimalala Evelyne (Ampahamarinana)
– Noguer Jaine (Andaboly Toliara)
– Benjanon Vainchtein (Mantsabory Ambatoloaka)
– Dumond Chantal Patricia (Villa Gaëlle Madirakely Nosy Be)

Nanazava ny minisitra fa ahiana hitondra ny tsimok’aretina Coronavirus ireo olona ireo. Marihina fa ny mpitandro filaminana misahana ny sisintany no nanome ireo anarana ireo ny teo anivon’ny Ministera ny Fitanterana, ny Ministera ny Fahasalamam-bahoaka, ary ny Fiadidian’ny Repoblika.