HETRA – Andrasana ny fanamarihana ofisialy avy amin’ny governemanta momba ny fampiharana ilay hetra 20% amin’ny zanabola amin’ny trosa amin’ny banky
FIARAHA-MIASA – Hikatona tanteraka ny asan’ny USAID eto Madagasikara, hoy ny masoivoho amerikanina
FANJIFANA – Azo hohanina ireo menaka nentin’ilay sambo Amory tonga any Antsiranana, hoy ny minsiteran’ny Varotra
FIANARANTSOA – Fotodrafitrasa maro hotokanana amin’ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena
MONDIAL BASKETBALL U19 – Yan Vezo Davidson no hitsara ny lalao Israël vs Cameroun any Lausanne
