VAOVAO MINUTE FLASH 03 JOLAY 2025

FAMPIANARANA AMBONY – Hafainganina ny fampodiana ireo mpianatra nahazo vatsim-pianarana nefa nahavita fianarana any ivelany
FAHASALAMANA – Nahazo hopitaly manara-penitra ny ao Vohibato
DIPLOMASIA – Visa maimaim-poana ho an’ireo delegasiona sy mpandray anjara amin’ireo fivorian’ny SADC hotanterahina eto Madagasikara
FITATERANA AN’HABAKABAKA – Manamafy ny zotra mankany Nosy Be i Ethiopian Airlines
BAOLINA KITRA – Ho avy eto Madagasikara mialohan’ny faran’ny taona Gianni Infantino, filohan’ny FIFA