FANDAHARANASA FEC SY FRD – Nankatoavin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena ny famoahana avy hatrany vola 107 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara
DIPLOMASIA – Tsy mbola nilefitra amin’ny famerenana ireo Nosy kely manodidina an’i Madagasikara ny fanjakana hoy ny minisitry ny Raharaham-bahiny
RAHARAHA AMBOHIMALAZA – Niakatra ho 23 ny isan’ny namoy teo anivon’ny hopitaly Joseeph Ravoahangy Andrianavalona
LALAMPIRENENA FAHADIMY – Tapaka ny tetezamby eo anelanelan’ny Andranotsara sy Namahoaka ao Mahambo
BAOLINA KITRA- CHAN – Efa miroso amin’ny fampivondronana ireo mpilalao i Romuald Rakotondrabe
