VAOVAO – MINUTE FLASH 04 MARTSA 2024

FITANTANANA – Mila hamafisina ny ady amin’ny kolikoly eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, hoy ny Praiministra Christian Ntsay
AMBOVOMBE ANDROY – Dokotera mpitsabo iray no nampidirina am-ponja vonjimaika
BAOLINA KITRA – Handray fifaninanana ara-pirahalahiana i Madagasikara ny 18 ka hatramin’ny 26 martsa ho avy izao
TOETRY NY ANDRO – Mbola mihaodihaody ao amin’ny lakandranon’ny Mozambika ilay andro ratsy
FANABEAZANA – Miato ny fampianarana ao Toamasina mandritry ny roa andro noho ny habetsaky ny rotsakorana