VAOVAO MINUTE FLASH 08 JOLAY 2025

FIFINDRAMONINA – Tanora malagasy manodidina ny arivo isan-taona no miondrana mankany Kanada
FIARAHA-MIASA – Mivory eto Antananarivo ireo Ben’ny tanàna maro avy amin’ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina
RAHARAHA AMBOHIMALAZA – Tafiakatra 24 ireo marary namoy ny ainy tao amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona
BASKETBALL – Mpanazatra frantsay John Douaglin no ho mpanazatra vaovao ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny Afrobasket
BAOLINA KITRA – Hifindra lasy any Rapid Vienne i Jean Harrisson Marcellin