FIFAMOIVOIZANA – Hisy fikorontanana mandritra ny roa herinandro ny lalana eny Ankorondrano sy Antanimena
HERINARATRA – Mbola haharitra roa andro indray ny fahatapahan-jiro mifandimby, hoy ny Jirama
BAOLINA KITRA – Amin’ny alahady izao no manomboka ny fifaninanana tsy hivarinana any amin’ny diviziona faharoa amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny baolina kitra
PARLEMANTA – Niditra tamin’ny asam-baomiera ny Vaomiera manokana hamolavola ny fanitsiana ny Fitsipika anatin’ny Antenimierampirenena
FOTODRAFITR’ASA – Mizara ho dingana roa ny fifanarahana amin’ny famitàna ny lalambe migodana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina, raha ny voalazan’ny ministeran’ny Asa vaventy
