VAOVAO MINUTE FLASH 11 AOGOSITRA 2025

FOTODRAFITRASA – Hisy asa fanatsarana maro ny famantsian-drano eto Antananarivo
FANADINAM-PANJAKANA – Hivoaka tsy ho ela ny valin’ny fanadinana bakalorea ao Fianarantsoa
HETSIKA- Tranoheva 300 isa no andrasana mandritra ny “Bazar de la SADC”
BAOLINA KITRA – Sarotsarotra ny tohin’ny fifaninana hoan’i Madagasikara amin’ny Chan tao aorian’ny faharesena nanoloana an’i Tanzania
FANATANJAHANTENA – Laharana fahatelo i Madagasikara nandritra ny CJSOI nandrombaka medaly 49