VAOVAO MINUTE FLASH 11 FEBROARY 2025

DIPLOMASIA – Minisitra sivy no mandrafitra ny delegasiona malagasy any Dubaï miaraka amin’ny filohan’ny Repoblika mivady
KOLIKOLY – Nisy fivoarana ny filaharana misy an’i Madagasikara izay eo amin’ny faha-140 maneran-tany
FAHATSIAROVANA – Nomarihina androany ny faha-50 taona nahafatesan’i Kolonely Ratsimandrava
KOLOTSAINA – Manomboka ny fitsirihana ilay fiangonana katolika any Sainte Marie kasaina hampidirina ho harembakoka iraisam-pirenena arovan’ny UNESCO
FANATANJAHAN-TENA – Tokony ho vita androany ireo teboka lehibe izay notakian’ny Kaonfederasiona afrikanina ny baolina kitra amin’ny kianja Barea