– FIFIDIANANA – Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fifidianana depiote, benitanàna sy mpanolotsain’ny tanàna ny CENI
– FIHAONANA – Lasa any Dubai i Andry Rajoelina namonjy ny World Governments Summit
– BAOLINA KITRA – Natao andro tsy fiasana any Côte d’Ivoire androany taorian’ny naha voahosotra azy ho tompon-dakan’i Afrika
– PUREPLAY FOOTBALL LEAGUE – Tsara fanombohana ny Fosa Juniors sy ny Elgeco Plus ny amin’ny fifaninanana diviziona voalohany
