VAOVAO MINUTE FLASH 12 JOLAY 2024

– GOVERNEMANTA : Mbola voatazona eo amin’ny toeran’ny Praministra i Christian Ntsay
– ANTENIMIERAMPIRENENA : Voafidy androany ireo filohan’ny vaomiera miisa 32
– ZON’OLOMBELONA : Mbola ao anatin’ireo lisitry ny firenena arahi-maso i Madagasikara raha momba ny famarinana olona
– TONTOLO IAINANA : Nahazo famatsiambola dimy hetsy dolara i Madagasikara ho entina miady amin’ny fiovaovan’ny toetry ny andro
– DIPLOMASIA : Nandao an’i Madagasikara i Isabelle Delattre, lehiben’ny Delegasionan’ny Vondrona Eoropeanina