VAOVAO MINUTE FLASH 13 AOGOSITRA 2025

FIHAONANA – Notanterahina tetsy Ivato ny fifanakalozan-kevitra teo amin’ny SADC sy Etazonia
FANADINAM-PANJAKANA – Hanomboka hivoaka amin’ity herinandro ity ny valin’ny fanadinana bakalorea, hoy ny ministeran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa
FINOANA – Ho fantatra mialohan’ny 20 Aogositra izay filoha hitantana ny FJKM
TONTOLO IAINANA – Sokatra 1 122 tratra tany Tsihombe, , olona iray voasambotra
FITATERANA AN’HABAKABAKA – Maherin’ny 573 000 ny mpandeha tamin’ny enim-bolana voalohan’ny taona