ANTANANARIVO – Mijanona ho 3000 ariary ny tapakila amin’ny fitaterana an-tariby
FOTODRAFITRASA – Notokanana androany ny Enara Galleria izay mampiantrano ny Bazar de la SADC
SADC – Notanterahina teny Ankatso ny famelabelarana azon’ny besinimaro atrehina androany alarobia
BASKETBALL – Niondrika nanoloana an’i Nigeria i Madagasikara tamin’ny lalao voalohany amin’ny Afrobasket
BAOLINA KITRA – Hamaritra ny hoavin’i Madagasikara amin’ny CHAN ny fihaonana amin’i Burkina Faso amin’ny sabotsy izao
