-ANTENIMIERAMPIRENENA – Nitombo ho 163 ny ho isan’ny solombavambahoaka hofidiana amin’ity taona ity
-ANTANANARIVO – Tapitra androany alakamisy ny fetr’andro nomen’ny Filoham-pirenena hanalana ireo fako misavovona
-FIFANARAHANA – Hiara-hiasa amin’ny mpampianatra avy amina Oniversite avy any ivelany ny ministeran’ny Fampianarana ambony amin’ny fampiofanana ny mpampianatry ny Oniversite malagasy.
-FANDRIAMPAHALEMANA- Tsy nisy intsony ny fakana an-keriny tamin’ity volana Marsa ity any Ankazobe, raha ny tatitry ny Filankevitry ny minisitra
-ANTANANARIVO – Kilasiana ho asa maika ny fanadiovana sy ny fanamboarana ireo lakandrano eo Andravoahangy
