VAOVAO MINUTE FLASH 14 MEY 2024

BAOLINA KITRA : Tsy nahazo fankatoavana avy amin’ny Kaonfederasiona afrikanina ny baolina kitra ny Kianja Barea
FANOLANANA : Naneho ny heviny momba ny “famosirana” ny Fivondronamben’ny Eveka
BANKY FOIBEN’I MADAGASIKARA : Natomboka omaly alatsinainy ny fivarotana ny vola volamena voalohany eto Madagasikara
FAHASALAMANA : Nosokafana androany tao Ampanihy ny fanaovam-baksiny fanampiny faobe miady amin’ny lefakozatra, andiany voalohany
FOTODRAFITRASA : Ny ampahefatry ny asa no vita amin’ny fanamboarana ny « voie rapide » mampifandray ny tanànan’i Toamasina amin’ny lalampirenena faha-2