FANOMANANA NY SADC – Noraisina teny Iavoloha ireo fiara izay hitondra ireo filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta ho tonga eto Madagasikara
DIPLOMASIA – Ny Centre de conférence internationale eny Ivato no handray ny fivorian’ny SADC
ANGOVO – Miverina ny fahatapahan-jiro mifandimby ho an’ny faritra sasany eto tambazotra iraisan’Antananarivo
FAHASALAMANA – Hanafaingana ny famantarana ny poliovirus ny fanavaozana ny laboratoara fikarohana an’ny Institut Pasteur de Madagascar
TARANJA RUGBY – Vonona ny hifaninana amin’ny Cosfa sy ny FTM ny Uscar amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara
