VAOVAO MINUTE FLASH 16 SEPTAMBRA 2025

LOZA – Fokontany telo kila hotohoton’ny afo ao Mananjary, olona roa no namoy ny ainy
ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Hisy fanamorana ny fandoavan-ketra mandritry ny iray volan’ny hetra
FITATERANA AN-DRANOMASINA – Telovolana aty aoriana, mbola tsy hita popoka ny sambo AW
TONTOLO IAINANA – Miantso ny rehetra hiaro ny sosona ozôna ny ministeran’ny Tontolo Iainana
BAOLINA KITRA – Nifarana ny dian’i Madagasikara tamin’ny fifaninana Cosafa Cup latsaka ny 17 taona