BAREA – Tsy ho isan’ireo hiatrika ny fampivondronana i Romain Métanire sy i Hakim Abdallah izay maratra avokoa
BAOLINA KITRA – Androany alatsinainy no nanomboka ny fampivondronana ho an’ny Barea
FIARAHA-MIASA – Nanolotra fandriana sy kidoro ho an’ny CSB 2 Ampasikabo any Tolagnaro ny orinasa Bovima
ZAVA MAHADOMELINA – Olona miisa fito voaroiroy ho tafiditra anaty tambanjotra mpivarotra haschih no nosamborin’ny zandarimaria tany Nosy Be
FAMPIANARANA – Ny zoma 22 Marsa izao no hifarana ny fisoratana anarana amin’ny fanadinam-panjakana CEPE
