ANGOVO – Vonona ny hanafaingana ny fanantanterahana ny tetikasa Volobe ny Africa50
KANDIDA – Tsy mbola nisy nametraka antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho ben’ny tanàna sy mpanolotsaina eny amin’ny OVEC Antananarivo Renivohitra taorian’ny lisitra Marc Ravalomanana
FISOROHANA AMIN’NY LOZA – Afaka mandray fanapahan-kevitra avy hatrany ny talem-paritry ny Asa vaventy manerana an’i Madagasikara raha sanatria misy olana amin’ny sehatr’asa misy azy ireo
FARITRA ATSINANANA – Voatendry ho governora mpisolo toerana i Andry Rakotovao
BAOLINA KITRA – Eo amin’ny laharana faha-108 maneran-tany ny ekipam-pirenena malagasy lehilahy eo amin’ny filaharana navoakan’ny FIFA
