VAOVAO MINUTE FLASH 19 SEPTAMBRA 2025

AKAMASOA – Nomarihana androany ny faha-50 taona naha-pretra an’i Mompera Pedro Opeka
ORINASAM-PANJAKANA – Mpiasan’ny Jirama miisa 50 voarohirohy amin’ny resaka kolikoly no noroahina tao anatin’ny herintaona
RN2 : Vonona amin’ny fiakaran’ireo milina mavesatra ho an’ilay Toby famokarana angovo eny Ammbohimanambola
FAMBOLENA – Hisy fanadihadiana jreo Vondrona Tantsaha mpamokatra vehivavy, anatin’ny faritra 7
BAOLINA KITRA – Ho atao any Côte d’Ivoire ny lalao hihaonan’i Kaomaoro sy Madagasikara