VAOVAO MINUTE FLASH 21 JOLAY 2025

FANADINANA BAKALOREA – Nampiasa teknolojia avo lenta ny ministeran’ny Fampianarana ambony ho fiarovana ny taratasy fanadinana
FAMPIANARANA – Ny faritanin’Antananarivo no manana mpiadina betsaka indrindra amin’ny fanadinana bakalorea
RAHARAHA AMBOHIMALAZA – Tsy maintsy atao fanadihadiana ny tompom-pety sy ny fianakaviany, hoy ny ministry ny fitsarana
BAOLINA KITRA – Ny Elgeco Plus no nibata ny amboaran’i Madagasikara
FANATANJAHAN-TENA – Ho ampahafantarina ny vahoaka malagasy ny fanampian’ny fanjakana ny federasiona, hoy ny ministra Marson Moustapha