ANGOVO – Mitohy ny fifampiresahana momba ny fanarenana ny Jirama
VOINA – Nametraka fandaminana mba ahafahan’ireo mpivarotra tao amin’ny tsena Sabotsy miverina mivarotra ny fitondram-panjakana
ONIVERSITE ANTANANARIVO – Ho hamafisina ny fandriam-pahalemana eny Ankatso
TARANJA LOMANO – Vola marin’ny 90 tapitrisa ariary no nomen’ny fitondram-panjakana hanampiana ireo atleta hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany
FANATANJAHANTENA – Resin’i Côte d’Ivoire i Madagasikara tamin’ny lalao fanomanan-tena amin’ny Afrobasket
