FITATERANA – Hanomana fivoriambe miaraka amin’ny taxi-moto ny Kaominina Antananarivo
TETIKASA – Nametraka fepetra vaovao ny Banky iraisam-pirenena ho an’ireo orinasa mandray anjara amin’ny tsenam-barotra iraisam-pirenena ho an’ireo tetikasa izay vatsiany vola
FIARAHA-MIASA – Famatsiam-bola mitentina 185 tapitrisa dolara ho entina hanatsarana ny fanabeazana amin’ny alalan’ny tetikasa TALIM
FANABEAZANA – Maimaimpoana ny fampidirana ireo ankizy amin’ny sekolim-panjakana ho an’ireo fianakaviana marefo sy sahirana
DIPLOMASIA – Tonga mitsidika eto Madagasikara ny tale jeneralin’ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny sakafo sy ny fambolena
