VAOVAO MINUTE FLASH 25 MARSA 2024

POLITIKA – Milaza ny handray fepetra ny antoko TGV/IRD taorian’ny fanambarana izay nataon’i Christine Razanamahasoa ny sabotsy lasa teo

BAOLINA KITRA – Niondrika nanoloana an’i Rwanda i Madagasikara

ANDRO RATSY – Nahazo filazana fanairana miloko maitso momba ny rivo-doza ny tapany avaratra sy avaratra atsinanan’ny Nosy

ANDRO RATSY – Miato ny fampianarana vokatry ny rotsakorana ao Toamasina

FITATERANA – Nitombo ho indroa isan-kerinandro ny sidina mampitohy an’i Nosy Be sy Afrika Atsimo ataon’ny kaompania Airlink