VAOVAO MINUTE FLASH 25 MARTSA 2025

– FITSARANA : Ramanankavana Sophie no voatendry ho filoha voalohan’ny fitsarana tampony mpisolo toerana
– SEHATRA LAVANILA : Hamolavola fenitra ho an’ny lavanila i Madagasikara
– FIANARANTSOA : Ho vita amin’ny volana jona ny ampahany amin’ny coliseum
– FOTODRAFITRASA : Amboarina ny lalana mihazo ny fasan’ny maherifo eny Mausolée. ho fanomanana ny 29 martsa
– FANATANJAHAN-TENA : Mbola mitana ny laharana faharoa vonjimaika i Madagasikara ao amin’ny vondrona I