VAOVAO – MINUTE FLASH 26 FEBROARY 2024

FANADIHADIANA – 38,8 isanjaton’ny vehivavy malagasy eo anelanelan’ny 20 sy 24 taona dia nanambady alohan’ny faha 18 taonany, araka ny fanadihadiana nataon’ny Banky iraisam-pirenena
MIARAMILA – Nitombo roa ireo Jeneraly kintana efatra eo anivon’ny foloalindahy
FANOLANANA – Tsy vahaolana amin’ny ady amin’ny fanolanana zaza tsy ampy taona ny famosirana, hoy i Isabelle Delattre
FAHASALAMANA – Faritra telo no hotsidihin’ny fiaraben’ny fahasalamana ho entina manamarika ny andron’ny 8 martsa
TATITRA – Nitombo 850 000 ireo mpampiasa tambajotra sosialy eto Madagasikara