VAOVAO MINUTE FLASH 26 MARSA 2024

ANDRIM-PANJAKANA – Tafapetraka eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny taratasy fangatahana fanesorana an’i Christine Razanamahasoa

FOCUS DEMOCRATIE – Hetsika fampisehoana an’ireo antoko politika sy ny lanjan’ny demokrasia eto Madagasikara

TOETR’ANDRO – Ahiana hivoatra ka anakaiky na hipaka amin’ny morontsirak’i Sava ilay rivodoza GAMANE rahampitso tolakandro

ANDRO RATSY – Miato manomboka androany talata ny fampianarana any amin’ny faritra Sava sy distrika maro ao Analanjirofo

JIRAMA – Tsy fahatomombanan’ny milina mpihary herinaratra no mahatonga fahatapahan-jiro ao Mahajanga