TONTOLO IAINANA – Sifaka miisa efatra saika haondrana an-tsokosoko tany Dubai no tra-tehaka teny Ivato
FANABEAZANA – Nanomboka androany ny fanadinana BEPC manerana ny Nosy
TAZOMOKA : Nohamarinin’ny minisitra ny Fahasalamam-bahoaka fa misy tokoa ireo olona maro namoy ny ainy any Ikongo
FIARAHAMONIM-PIRENENA – Ireo Nosy kely manodidina an’i Madagasikara dia tsy azo sarahina ary tsy azo esorina amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara
FANATANJAHANTENA – Medaly miisa sivy no norombahin’ny mpiangaly judo malagasy nandritra ny Open de Pretoria
