NY FAHAIZA-MIZARA ANATY NY ANDRO FETY

NY FAHAIZA-MIZARA ANATY NY ANDRO FETY – « Un repas pour mille » dia hetsika entina hizarana hafaliana amin’ireo olona sahirana ataon’ny mpilatsaka an-tsitrapo. Izany hoe mizara sakafo amin’ny olona miisa arivo amin’ny faha 28 ny volana desambra ao amin’ny EPP Analakely. Amin’izao anefa dia mbola misy ny tsy fahampian’ireo sakafo ho zaraina ka miantso ireo izay afaka manome izy ireo.
Hilda Hasinjo – Mpilatsaka an-tsitrapo
Dera Rakotobe – Mpilatsaka an-tsitrapo