PODCAST : MIAHIAHY AMIN’NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA AMIN’NY SESSION SPÉCIALE NY SECES

BAKALOREA SESSION SPÉCIALE – Nanambara i Profesora Sammy Grégoire Ravelonirina, filohan’ny Sendikan’ny Mpampianatra Mpikaroka eny amin’ny ambaratonga ambony, na SECES, fa misy ny ahiahy ny amin’ny mety tsy ho fanadraisan’izy ireo andraikitra amin’ny fanadinana bakalorea ho avy. Noho izany dia mangataka fiantohana amin’ny lafiny maro izy ireo.