Tokony ho tamin’ny 4 ora mahery ny tolakandron’ny talata no nanomboka nirehitra ny trano hazo maromaro teny amin’ny 67 ha

Tokony ho tamin’ny 4 ora mahery ny tolakandron’ny talata no nanomboka nirehitra ny trano hazo maromaro teny amin’ny 67 ha avaratra akaikin’ny « vato be » araka ny fitantaran’ireo nanatri-maso. Tombanan’izy ireo ho 100 ka hatramin’ny 200 eo noho eo ny isan’ireo trano kila forehitra hatramin’ny fiandohan’ny takariva.Tsy mbola voafaritra mazava ny fahavoazana hatreo