VANINANDRON’NY PESTA : TSY AHIANA HO TOY NY TAMIN’NY TAONA 2017

Mitondra fanazavana mahakasika ny valan’aretina pesta izay miseho any amin’ny faritra maro manerana ny nosy amin’izao fotoana izao, ny avy ao amin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.