– VALANARETINA: Olona iray namoy ny ainy vokatry ny covid-19, olona fito voan’ny aretina
– FANDANIANA VOLAVOLAN-DALANA : Tsy mankasitraka ny fandaniana ankamehana ny volavolan-dalàna mikasika ny fametrahana ny Tahirim-panjakana ny Fiarahamonim-pirenena
– GOVERNEMANTA : Misy ireo minisitra haverina amin’ny toerany ary misy kosa ny tsy hiverina intsony
