– FITATERANA – Hisy ny mpiasan’ny fadin-tseranana malagasy hapetraka sy hiasa mandavantaona ao amin’ny seranam-piaramanidin’i Addis-Abeba
– VAROTRA – Namaritra ireo karazan’entana voakasiky ny famerana ny vidiny farany ambony indrindra ny ministeran’ny Varotra.
– FIALAMBOLY – Hisokatra vonjimaika isaky ny faran’ny herinandro ny zaridaina vaovao eo Ambohijatovo sy Anosy, vinavinaina ho amin’ny tapaky ny taona 2022 ny fitokanana ny fotodrafitrasa.
