VAOVAO – MINUTE FLASH 01 FEBROARY 2022

– TOETRANDRO – Mety hahatratra hatramin’ny 40 degre celsius ny hafanana mandritra ny telo andro any anatin’ny faritra Menabe, Atsimo-Andrefana ary Androy nanomboka androany talata
– VINAVINA : Mety hanananika ny 600.000 ny isan’ny olona ho traboina amin’ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai hoy ny BNGRC
– LOZA VOAJANAHARY – Fianakaviana miisa 102 traboina no nanorina trano goailaka hialofana eny amin’ny fefilohan’Ambodimita