– VALANARETINA – Niampy roa ireo olona lavon’ny tsimokaretina coronavirus, 89 vaovao ireo voamarina fa mitondra ny tsimokaretina
– ARETI-MIFINDRA – Tazomoka sy aretim-pivalanana no antony nahafaty ny ankamaroan’ireo maty 32 nolazain’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
– TANANA VOARA – Ny olona mitondra ny soritr’aretina ihany no hatao fitiliana eny amin’ny Foibem-pitsaboana ny Covid-19