VAOVAO – MINUTE FLASH 01 JONA 2022

– FAMPANDROSOANA – Nidina ho 2,6 isan-jato ny vinavinan’ny tahan’ny harikaren’i Madagasikara ho an’ny taona 2022 raha toa ka 5,4 isan-jato no vinavina tany am-boalohany
– FANABEAZANA – 97 isan-jaton’ny zaza malagasy latsaky ny 10 taona no tsy afaka mamaky na mahazo lahatsoratra iray amin’ny teny frantsay natao ho an’ny sokajin-taonany.
– BAOLINA KITRA – Isa iray farahafaharatsiny no ezahin’ny Barean’i Madagasikara hotratrarina amin’ny lalao hifaninanany amin’ny Black Stars-n’i Ghana anio alarobia, hoy ny mpanazatra Nicolas Dupuis