VAOVAO – MINUTE FLASH 01 MARTSA 2022

– ADY : Nanapa-kevitra ny tsy hanameloka an’i Rosia amin’ny fanafihana ataony any Iokrainina i Madagasikara
– FIFIDIANANA : Tsy mikasa ny hilatsaka ho filoham-pirenena i Ntsay Christian
– FIFANDRAISANA AMIN’NY ANY IVELANY : Nasongadina ireo tetikasa iombonan’i Madagasikara sy Japana nandritra ny fankalazana ny faha-62 taonan’ny amperoran’i Japana sady fetim-pirenena japoney