– VAHINY NASAINA : Tonga eto Madagasikara hanatrika ny fanokafana ny kianja Barea i Samuel Eto’o
– BAOLINA KITRA : Hisy ny tapakila ho jifaina hiatrehana ny lalao Madagasikara sy Benin
– FAMPITANA BAOLINA KITRA : Toerana miisa enina eto an-tanànan’Antananarivo no hametrahana efijery lehibe hahafahan’ireo mpankafy baolina kitra mijery mivantana ny lalaon’i Madagasikara sy i Benin, ny 2 Septambra izao.
