VAOVAO – MINUTE FLASH 02 FEBROARY 2022

– TOETRANDRO : Hiditra an-tanety eo anelanelan’i Vatomandry sy Mananjary ny Sabotsy 5 Febroary izao ny rivo-doza Batsirai izay hahery vaika ny tanjany
– VAROTRA : Nitombo ny fanondranana lavanila tamin’ny taona 2021
– TONTOLO IAINANA : Manokana telo andro hanentanana ny olona hiaro ny faritra mando ny ministeran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy