– VALANARETINA : Olona dimy no matin’ny covid-9, efatra teto Analamanga ary ny iray tao Vakinankaratra
– BAREA : Tsy isan’ireo hiatrika ny fampivondronana manomboka ny alatsinainy izao i Bolida, Romain Metanire, Thomas Fontaine, Rayan Raveloson, Baggio ary I William Gros
– FAMPIANARANA AMBONY : Nitokona nitaky ny karama tsy voaloa ny mpiasa mpandraharaha eny anivon’ny oniversite maro eto Madagasikara

