– ANGOVO – Manome roa herinandro handrosoana vahaolana momba ny vidin-tsolika manoloana ny Filankevitry ny minisitra, ny ministry ny Angovo sy ny akoran’afo
– TOETRANDRO – Mety hisy andro ratsy hiforona ao avaratr’i La Réunion ato anatin’ny dimy andro, araka ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetrandro avy ao amin’ny Météo France
– LOZA VOAJANAHARY – Niampy olona iray ireo maty tany Farafangana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Emnati, araka ny tatitry ny BNGRC.
